SAMPANA VOKOVOKO MANGA
Niorina ny 1954
Ny Sampana vokovoko Manga: “Ny SVM FJKM dia miady amin’ny zava-mahadomelina rehetra ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana. Raisin’ny SVM FJKM ho baikon’ny Tompo asainy tanterahan’ny Fiangonany ny ady amin’ny fanapariahana sy ny fanjifana izany zava-mahadomelina izany ka manaiky izy ho Sampana mpitarika sy mpanentana ny Kristiana tsirairay sy ny Fiangonana manontolo hirotsaka amin’izany ady izany.”
Niorina ny Vokovoko manga zokiny
Filoha: RELAZA RABEARIMALALA AVOSOA Filoha mpanampy: ANDRIANIMPANANA KEVIN sy ANDRIANOMANANA HAINGO Mpitantsoratry ny PV: RAKOTOSON VANESSA Mpitantsoratry ny vola: RAMILISON TOJOTIANA Mpitahiry vola: RAKOTONDRAFARA LOVASOA Mpanolo-tsaina: - ANDRIANAIVORAVELONA JOHARY
RAKOTOSON VANESSA
RELAZA RABEARIMALALA AVOSOA sy ANDRIANOMANANA JORONIAINA
ANDRIAMPENO OLIJAONA MBOLATIANA
ANDRIAMBELOSON HASINA
SANTATRINIAINA FANOMEZANTSOA ROBINE
ANDRIANAIVORAVELONA JOHARY
« Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino hianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana » I Tim.4 : 12