
SAMPANA TANORA KRISTIANA
Niorina ny 1960
Ny Sampana Tanora Kristianina na koa hoe STK dia sampana iray najoro eo anivon’ny Fiangonana mba itazaina ireo tanora hihaina sy hivelona ny Tenin’Andriamanitra ary ho tonga vavolombelony. Tamin’ny taona 1960 no nitsangana ny STK teto amin’ny FJKM Ilanivato Misionera ary nankalaza ny jobily faha 50 taonany tamin’ny taonao 2010.
Anisan’ny tanjon’ny STK ILANIVATO MISIONERA ny fanabeazana ireo tanora amin’ny lafiny rehetra : ara-batana, ara-tsaina ary indrindra ny ara-panahy. Anton’izany indrindra ny fitsanganan’ireo vaomiera anaky efatra (4) dia ny :
- Vaomieran’ny ara-panahy
- Vaomieran’ny fanabeazana
- Vaomieran’ny hira
- Vaomieran’ny fanatanjahan-tena
Ny Sampana Tanora Kristiana na koa hoe STK dia sampana iray najoro eo anivon’ny Fiangonana mba hitaizana ireo tanora hiaina sy hivelona ny Tenin’Andriamanitra ary ho tonga vavolombelony. Tamin’ny taona 1960 no nitsanganan'ny STK teto amin’ny FJKM. 50 taona tamin’ny taona 2010.
Filoha: RAKOTONIARY Mahefarison Filoha mpanampy: RAVALISON Rado Herinandrianina Mpitantsoratry ny PV: ANDRIANJARISOA Lalaina Manuella Mpitantsoratry ny vola: RANIRIHARISON Rindra Vavitsara Mpitahiry vola: RAMPANARIVO Tiana
ANDRIANAIVO AVOTRINIAINA RADO
RAZAFINIRINA FANJANIAINA JESSICA - RANDRIAMANDRANTO GERARD
RAVONISOA MIORA - ANDRIAMBOLAMANANA YVETTE JUDITH
TALAKY NOMENJANAHARY LOVASOA
ANDRIANJARISOA LALAINA MANUELLA

« Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino hianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana » I Tim.4 : 12