
SAMPANA SEKOLY ALAHADY
Niorina ny 1878
Ny sampana Sekoly alahady dia manatanteraka ny fampianarana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny olona rehetra : manomboka 3 taona. Ahitana ny mpampianatra, mpandray fanasan’ny Tompo mahatsiaro namaly ny antso “hamahana ny ondrin’I Kristy”; mpianatra sekoly alahady nalefan’ny ray aman-dreniny hanovo zava-tsoa avy amin’ny Soratra Masina
Niorenan’ny sampana Sekoly Alahady teto amin’ny FJKM Ilanivato Misionera izay mivondrona ao amin'ny Faritra Atsinanana, Synodamparitany Antananarivo Andrefana (SPAA-10).
Filoha: RAHARIHANTA Landisoa Filoha mpanampy: RASOAMANARIVO Voahangy Nirina Mpitantsoratry ny PV: RAJAONARISON Suzy Mpitantsoratry ny vola: RARIJASON Natacha Mpitahiry vola: ANDRIATAHINASINJAKA Zo Mpanolo-tsaina: * RAKOTONANAHARY Dina * RASENDRASON Andrianindraina * RAZANAJOHARY Perline * RANJANAHARISON Mamy Tiana
RARIJASON NATACHA
RAHARIHANTA LANDISOA
RAKOTONANAHARY DINASOA
OLIARISOA FARATIANA
RAZANASOLOFO JERISON MAMY IRINA
RAKOTOMANANA ZO
RAZANAJOHARY PERLINE
RAJAONARISON SUZY
RAHELIARISOA AIMEE HANITRA

« Fa hatry ny fony vao zaza ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay mampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i Kristy Jesoa » II Tim.3 : 15