FIANGONANA LEHIBE
"Mandra-pahatongantsika rehetra ho amin’ ny firaisan’ ny finoana sy ny fahalalana tsara ny Zanak’ Andriamanitra, ka ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ ny fahafenoan’ i Kristy". Efesiana 4:13FIAINAM-PANAHY
FITOMBOANA
FIOMBONANA
FIANGONANA MITORY
"Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin’ izao tontolo izao hianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ ny olombelona rehetra" Marka 16: 15TAFIKA MASINA
FIHEVERANA NY MAHA OLONA
AKANY ZANA-DILOILO
SAMPANA sy SAMPANASA ary FIKAMBANANA
SAMPANA
SAMPANASA
MAHAFANTATRA FENO NY HEVITR'ANDRIAMANITRA
- ❮
- ❯
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- 14
- 15
- 16
- 17
- 18
- 19
- 20
- 21
- 22
- 23
- 24
- 25
- 26
- 27
- 28
- 29
- 30
- 31
TENY FANOLORANA
Atolotra eo am-pelatananao ity bokikely ity hanampy anao ho amin'ny famakiana ny Baiboly ao anatin'ny herintaona.
1- Araka ny soratra ao amin'ny Lioka 24: 27 "Dia nanomboka hatramin'i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy (Jesoa), ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin'ny Soratra Masina rehetra", dia takatra fa ny Soratra manontolo (Baiboly feno) no nentin'ny Tompo namelona indray ny finoan'ny mpianatra taorian'ny fahadisoam-panantenany. Tena ilaina noho izany ny mahalala feno ny hevitr'Andriamanitra mba hitomboan'ny finoana
2- Izany fahafantarana ny làlan-kevitra fenon' ny Tompo izany no miaro antsika tsy hanorina ny finoantsika eo ambonin'ny teny hafa fa eo amin'ny Tenin'Andriamanitra ihany. "Ny voa dia ny Tenin'Andrf&Inanitra" (Lio. 8: 11) fa tsy teny mitovitovy aminy ary "ny finoana dia avy amin'ny Tenin'i Kristy" (Rom. 10: 17). Mba hiorina mafy sy hamaka lalina ny fanantenantsika,
3- Ny famakiana ampahany ihany ny amin'ny Soratra Masina dia mitondra fahadisoam-panantenana toy ireo mpianatra voalaza ery ambony; ary talohan'ireo aza ny Jiosy izay tsy nahafantatra ny Mesia rehefa tonga Izy, satria nanao "safidy" tamin'izay tiany hovakiana (ohatra /sa/a 11-12) fa tsy ny Soratra rehetra (ohatra /sa/a 52: 13 - 53: 12). Tsara ny mahita indray mjjery ao anatin'ny herintaona ny tolokevitr'Andriamanitra feno.
TORO-LALANA
1- Dieny ety am-panombohana dia mangataha amin'ny Tompo hanome anao fitiavana hamaky ny Soratra Masina sy ny fanahin'ny faharetana satria tena ady izao fanapahan-kevitra noraisinao izao: ady amin'ny maizina sy ny fanandevozany (jereo Gen. 1: 3; Jao. 8: 32). Ary mety raha averina izany isaky ny hamaky boky vaovao ao amin'ny Baiboly ianao.
2- Manokàna fotoana raikitra (ny maraina sy ny hariva) hamakiana ny anjara amin'ny indray andro. Mahatsara ny fiainam-panahinao izany fifehezan-tena izany.
3- Alohan'ny famakiana, mivavaha ary mangataha ny Fanahin'Andriamanitra hitari-dàlana sy hampahery ka hahavita hatramin'ny farany ny vakiteny.
4- Eo am-pamakiana, rehefa misy andininy iray na maromaro hametrahan'ny Tompo "entana" ao am-ponao, dia mariho na tsipiho na soraty ery amin'ny vodi-pejy na amin'ny karine hafa, fa aza hajanona ny famakiana; ary rehefa vita dia ivereno ilay "anjara entana" ho anao teo.
5- Saintsaino (tsakotsakohy) tsara izany dia ezaho ankatoavina sy ivelomana (Sal. 1:2)
6- Avadiho ho teny avy aminao izay novakiana teo ka avereno any amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka (fifonana, fangatahana, fisaorana) izay mifanandrify mba ho tena resaka ifanaovana Aminy ilay izy.
7- Dia ho toy izany isan'andro (maraina sy hariva) ary mandritra ny taona. Rehefa vita ny taona voalohany dia mitohy amin'ny taona faharoa sy ny manaraka fa mahasoa ny manantitra izany. (Asa.17:11)