
SAMPANA FIFOHAZANA
Ny sampana fifohazana dia anisan’ireo fanomezam-pahasoavana nomen’ny Tompo(IKor 12,4) ; miasa ao anatin’ny Fiangonana ; asan’ny Fiangonana no ataony.
Ny mpikambana ao aminy dia :
- Ny Mpitandrina
- Ny Iraka (raha misy )
- Ray amandren'ny Toby (raha misy)
- Mpiandry
- Mpiomana
- Zanaky ny fifohazana
Filoha: RANDRIANAIVOMANANA Jean Claude Filoha mpanampy: RAJAONARIVELO Andrianary Mpitantsoratry ny PV: RAVAOARISOA Fanjalalao Francine Mpitantsoratry ny vola: RAZAFINDRAVAO Helène Mpitahiry vola: RASOANIRINA Charlotte Mpanolo-tsaina: 1- RAVELOARISOA Justine 2- RAVOLOLONIAINA Aline Eliane
RANDRIANAIVOMANANA JEAN CLAUDE
RAVOLOLONIAINA ELIANE ALINE
RASOARIVELO MADELEINE
RAZANARIVO SAHONDRA LALAO
RAZANADRAFARA BAKOLY
RANIVOMALALA GEORGETTE
RAKOTONANDRASANA SOLOFONIAINA LOVASOA

« Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin'ny maty, Dia hampahazava anao Kristy. » Efe.5 : 14