
Asa vavolombelona
Foto-kevitra :
Asa. 14:7: tsy mamela ny Tenany tsy hanana vavolombelona ny Tompo. 1Kor. 12:4-7: napetrak'Andriamanitra ao amin'ny Fiangonana ny fanomezam-pahasoavana sy ny talenta rehetra ho FISEHOAN'ny Fanahy sy HAHASOA ny fiarahamonina sy ny Fiangonana. Ny fiaraha-mientan'ny kristiana FJKM no hahitan'ny fiarahamonina mila vonjy eto amin'ny firenena ny asa vavolombelony.