
FIKAMBANANA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA
- Ny Taona 1986: tonga ny Mpitandrina RARIJASON Hery mianakavy.
- Taona 1987: lasa birao tao amin’ny AFF SYNODA-PARITANY AMBONIN’AMPAHAMARINANA ny mpitandrina RARIJASON Hery; ka nanao fanofanana mahakasika ny Tafika Masina teo amin’ireo fitandremana. Nanomboka teo ireo fanatanterahana Tafika Masina tany amin’ireo toerana maro nifandrombonan’ireo mpiatafika vita fiofanana. Nijoro teo ny SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA teto amin’ny fiangonana FJKM ILANIVATO. Jereo Tafika Masina
Ao anatin’ny vina LEHIBE SY MISIONERA dia manana andraikitra matanjaka sy sarobidy ny SAMPANASA AFF sady miaradalana amin’ny FIKAMBANANA ASA LAZARA izay miahy ny fiainana aratsosialin’ireo avy nanatanterahana Tafika Masina.
Ny ahatontosana ny Fitoriana ny Filazantsra amin’ny toerana rehetra, fotoana rehetra izay ataon’ny fiangonana rehetra (Sampana,Sampanasa, Fikambanana) ho an’ny olona rehetra (fanahy, aina,tena)
Hanaparitahana ireo fampianarana misy loha-hevitra 80 izay vita boky sy rakitsary (DVD, VCD) ary rakipeo (MP3) manerana ny sahan’ny FJKM na eto antoerana na any ampitan’ny ranomasina.
Miray fo sy saina ary ampnahy miatrika ny vinan’ny FJKM hoe:”Vontosy Filazantsara ny nosy Madagasikara”.
ANDRIANTAHINASINJAKA ZO
RAKOTOVAO ANDO
FANJANIRINA JESSICA
RAHERIARIMANANA MIHAJA
RAMANANTSOA PAUL
RAZAFINANDRIANINA Haja
ANDRIANIMPANANA KEVIN
TAHIRINTSARY

Ny sary famantarana ny AFF Foibe