Skip to main content
pasteur

« Halalao ny itoeran’ny lainao, ary aoka hohenjanina ny ambaindainao, ka aza avela hisy hiketrona, halavao ny kofehinao, ary aoreno mafy ny tsiman-dainao ; fa hiitatra any amin’ny ankavanana sy any amin’ny ankavia ianao » (Isaia 54 :2-3a)

Andron’ny serasera izao andro ankehitriny izao. Tena ilaina ary ny mifampita vaovao mari-pototra sy mitondra soa ho an’ny rehetra, indrindra ho an’ny Fiangonan’ny Tompo. Ny FJKM Ilanivato Misionera ary dia mizara ny traikefany ho fijoroany vavolombelona “mba hahaizantsika[-nareo] mbamin’ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halaliny, ary hahalala ny fitiavan’i Kristy, izay mihoatra noho ny fahalalana, mba hamenoana anareo ho amin’ny fahafenonan’Andriamanitra rehetra”(Efesiana 3 :18-19). Ao anatin’ny fifampizarana no ho fantatry ny fiangonana ny fahafenoan’ny Tompo, fa sady mahazo ny izaràna no mandray tombony koa ny mpizara, ho fampiorenana ny Tenan’i Kristy eto an-tany.

Mahazoa ary izay soa ato anatiny izay azonay omena. Dia ho aminareo ny Tompo; ary ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra .

Ny Mpitandrina FJKM Ilanivato Misionera

Sunday 6 March 2022

Alahady 06-03-22

MAMALY NY FAHARATSIANA NY TOMPO
<p style='m... Suite
Sunday 27 February 2022

Alahady 27-02-22

MITANA NY TENINY NY TOMPO
<p style='margin-... Suite
Sunday 20 February 2022

Alahady 20 _02_22.

MITANA NY TENINY NY TOMPO
<p style='margi... Suite
Sunday 13 February 2022

Alahady 13 _02_22
<p style='margin-top:0cm;margin-right:0cm;margin... Suite

IREO VAOVAO